Jeremia 26:20 MG1865

20 Ary nisy lehilahy anankiray koa izay naminany tamin'ny anaran'i Jehovah, dia Oria, zanak'i Semaia, avy any Kiriata-jearima, izay naminany loza ho amin'ity tanàna sy ity tany ity araka izany teny rehetra nataon'i Jeremia izany koa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:20 amin'ny teny manodidina.