Jeremia 26:21 MG1865

21 Ary nony ren'i Joiakima mpanjaka sy ny lehilahy maheriny rehetra ny teniny, dia nitady hahafaty azy ny mpanjaka; ary nony nandre izany Oria, dia natahotra izy ka nandositra, ary tonga tany Egypta;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:21 amin'ny teny manodidina.