Jeremia 27:11 MG1865

11 Fa izay firenena mampiditra ny vozony eo amin'ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona kosa ka manompo azy dia havelako hitoetra amin'ny taniny ihany, hoy Jehovah, ka hiasa azy sady honina ao izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:11 amin'ny teny manodidina.