Jeremia 27:12 MG1865

12 Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda. koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin'ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona ny vozonareo, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:12 amin'ny teny manodidina.