Jeremia 27:13 MG1865

13 Nahoana no ho fatin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ianareo, dia ianao mbamin'ny vahoakanao, araka ny nolazain'i Jehovah ny amin'ny firenena izay tsy mety manompo ny mpanjakan'i Babylona?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 27

Jereo Jeremia 27:13 amin'ny teny manodidina.