Jeremia 28:11 MG1865

11 Ary Hanania niteny teo anatrehan'ny vahoaka rehetra hoe: Izao no lazain'i Jehovah: tahaka izao no hanapahako ny ziogan'i Nebokadnezara, mpanjakan'ny Babylona, ho afaka amin'ny vozon'ny firenena rehetra ao anatin'ny roa taona. Ary dia lasa niala Jeremia mpaminany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:11 amin'ny teny manodidina.