Jeremia 28:12 MG1865

12 Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, nony efa notapahin'i Hanania mpaminany ho afaka tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:12 amin'ny teny manodidina.