Jeremia 28:14 MG1865

14 Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Zioga vy no nataoko tamin'ny vozon'ireto firenena rehetra ireto mba hanompoany an'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, ka dia hanompo azy izy; eny, na dia ny bibi-dia aza dia nomeko azy koa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:14 amin'ny teny manodidina.