Jeremia 28:15 MG1865

15 Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao Jehovah; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin'ny lainga.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:15 amin'ny teny manodidina.