Jeremia 28:16 MG1865

16 Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hesoriko tsy ho amin'ny tany ianao; amin'ity taona ity ihany no hahafatesanao, satria fiodinana tamin'i Jehovah no notorinao

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:16 amin'ny teny manodidina.