Jeremia 28:3 MG1865

3 ka ao anatin'ny roa taona no hampodiako ho amin'ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao an-tranon'i Jehovah izay nalain'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, avy tamin'ity tanàna ity ka nentiny ho any Babylona:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:3 amin'ny teny manodidina.