Jeremia 28:4 MG1865

4 ary Jekonia, zanak'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda, mbamin'ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babylona, dia hampodiko ho amin'ity tanàna ity, hoy Jehovah; fa hotapahiko ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 28

Jereo Jeremia 28:4 amin'ny teny manodidina.