Jeremia 29:10 MG1865

10 Fa izao no lazain'i Jehovah: Rehefa tapitra ny fito-polo taona ny amin'i Babylona, dia hamangy anareo Aho, fa hotanterahiko aminareo ny teniko tsara, ka hampodiko ho amin'ity tany ity ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:10 amin'ny teny manodidina.