Jeremia 29:11 MG1865

11 Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:11 amin'ny teny manodidina.