Jeremia 3:25 MG1865

25 Aoka handry ao amin'ny henatray izahay. Ary aoka hanarona anay ny fahafaham-boninahitray, satria tamin'i Jehovah Andriamanitray no efa nanotanay dia izahay sy ny razanay, hatramin'ny fahazazanay ka ambaraka androany sady tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitray izahay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:25 amin'ny teny manodidina.