Jeremia 4:1 MG1865

1 Raha hiverina ianao, ry Isiraely, hoy Jehovah, dia ho amiko no hiverenanao, ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao, dia tsy hivezivezy foana,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:1 amin'ny teny manodidina.