Jeremia 3:4 MG1865

4 Moa tsy hitaraina amiko va ianao amin'izao sisa izao hoe: Ry Raiko ô, Hianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:4 amin'ny teny manodidina.