Jeremia 3:5 MG1865

5 Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatamin'ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:5 amin'ny teny manodidina.