Jeremia 3:6 MG1865

6 Ary hoy Jehovah tamiko tamin'ny andro nanjakan'i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon'Isiraely mpiodina? Niakatra ho eny amin'ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin'ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 3

Jereo Jeremia 3:6 amin'ny teny manodidina.