Jeremia 31:21 MG1865

21 Manangàna famantaran-dalana ho anao ianao, manorena tsangam-bato; Saino tsara ny lalana efa voavoatra, dia ilay lalana efa nalehanao; Miverena indray, ry Isiraely virijina, miverena indray ho amin'ireto tanànanao ireto.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:21 amin'ny teny manodidina.