Jeremia 31:22 MG1865

22 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, ry zanakavavy mpiodina? Fa Jehovah efa namorona zava-baovao amin'ny tany: Vehivavy no hanodidina lehilahy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:22 amin'ny teny manodidina.