Jeremia 31:30 MG1865

30 Fa ny olona rehetra samy ho fatin'ny helony avy; Izay rehetra homana ny voaloboka maharikivy. Dia izy ihany no hadilo nify.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:30 amin'ny teny manodidina.