Jeremia 31:35 MG1865

35 Izao no lazain'i Jehovah, Izay manome ny masoandro ho fahazavana amin'ny antoandro ary ny filahatry ny volana sy ny kintana ho fahazavana amin'ny alina, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:35 amin'ny teny manodidina.