Jeremia 31:36 MG1865

36 Raha miova eo anoloako izany filahatra izany, hoy Jehovah, dia hitsahatra tsy ho firenena eo anatrehako mandrakizay kosa ny taranak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:36 amin'ny teny manodidina.