Jeremia 31:37 MG1865

37 Izao no lazain'i Jehovah: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan'ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak'Isiraely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:37 amin'ny teny manodidina.