Jeremia 31:38 MG1865

38 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanorenana ity tanàna ity indray ho an'i Jehovah hatramin'ny tilikambon'i Hananela ka hatramin'ny vavahady an-jorony.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:38 amin'ny teny manodidina.