Jeremia 34:10 MG1865

10 Ka dia nanaiky ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra izay nanao ny fanekena, samy handefa ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny ho afaka mba tsy hampanompoany azy intsony; eny, nanaiky izy, ka samy nandefa azy ho afaka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:10 amin'ny teny manodidina.