Jeremia 34:11 MG1865

11 Kanjo taorian'izany dia nanenina izy, ka naveriny indray ireo ankizilahy sy ankizivavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho ankizilahiny sy ho ankizivaviny indray.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:11 amin'ny teny manodidina.