Jeremia 34:21 MG1865

21 Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy ary eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona, izay efa lasa niala taminareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:21 amin'ny teny manodidina.