Jeremia 34:22 MG1865

22 Indro, handidy Aho, hoy Jehovah, ary hampivereniko ho amin'ity tanàna ity ireo; ary hasiany ity ka ho afany, dia hodorany amin'ny afo; ary ny tanànan'ny Joda dia hofoanako tsy hisy mponina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:22 amin'ny teny manodidina.