Jeremia 35:1 MG1865

1 Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny andron'i Joiakima, zanak'i Josia. mpanjakan'ny Joda, nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:1 amin'ny teny manodidina.