Jeremia 35:6 MG1865

6 Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak'i Rekaba, razanay efa nafatra anay hoe: Aza mba misotro divay ianareo na ny taranakareo mandrakizay;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:6 amin'ny teny manodidina.