Jeremia 35:7 MG1865

7 ary aza manao trano ianareo, na mamafy voan-javatra, na manao tanim-boaloboka, na mety hanana izany akory, fa lay no itoeronareo amin'ny andronareo rehetra, mba ho ela velona ianareo amin'ny tany izay ivahinianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:7 amin'ny teny manodidina.