Jeremia 35:8 MG1865

8 Dia nankatoavinay izany tenin'i Jonadaba, zanak'i Rekaba, razanay izany tamin'izay rehetra nanafarany anay, mba tsy hisotro divay amin'ny andronay rehetra, na izahay na ny vadinay, na ny zanakai-lahy, na ny zanakai-vavy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:8 amin'ny teny manodidina.