Jeremia 36:8 MG1865

8 Ary Baroka, zanak'i Neria, dia nanao araka izay rehetra nandidian'i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin'i Jehovah tamin'ny taratasy teo an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:8 amin'ny teny manodidina.