Jeremia 36:7 MG1865

7 Fa angamba ny fifonany hoborahina eo anatrehan'i Jehovah, ka dia samy hiala amin'ny lalany ratsy avy izy; fa loza ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay nolazain'i Jehovah ny amin'ity firenena ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:7 amin'ny teny manodidina.