Jeremia 36:6 MG1865

6 fa mandehana ianao, ka vakio eo anatrehan'ny vahoaka ao an-tranon'i Jehovah amin'ny andro fifadiankanina ny tenin'i Jehovah, izay efa nosoratanao avy tamin'ny vavako, ary vakio eo anatrehan'ny Joda rehetra izay tonga avy any amin'ny tanànany koa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:6 amin'ny teny manodidina.