Jeremia 38:1 MG1865

1 Ary Safatia, zanak'i Matana, sy Gedalia, zanak'i Pasora, sy Jokala, zanak'i Semelia, ary Pasora, zanak'i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:1 amin'ny teny manodidina.