Jeremia 38:2 MG1865

2 Izao no lazain'i Jehovah: Izay mitoetra amin'ity tanàna ity dia ho fatin-tsabatra sy mosary ary areti-mandringana; fa izay mivoaka hanatona ny Kaldeana kosa no ho velona; fa ny ainy no ho babony, ka ho velona izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:2 amin'ny teny manodidina.