Jeremia 39:16 MG1865

16 Mandehana, ka lazao amin'i Ebeda-meleka Etiopiana hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hotoviko amin'ity tanàna ity ny teniko hahatonga loza, fa tsy soa; ary ho tanteraka eo imasonao izany amin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:16 amin'ny teny manodidina.