Jeremia 39:17 MG1865

17 Nefa hovonjeko ianao amin'izany andro izany, hoy Jehovah, fa tsy mba hatolotra eo an-tànan'ny olona izay atahoranao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:17 amin'ny teny manodidina.