Jeremia 4:10 MG1865

10 Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin'ny nanaovanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; Kanjo mihatra amin'ny aina ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:10 amin'ny teny manodidina.