Jeremia 4:11 MG1865

11 Amin'izany andro izany dia holazaina amin'ity firenena ity sy Jerosalema hoe: Hisy rivo-mahamay avy any an-tendrombohitra mangadihady any an-efitra hankamin'ny oloko zanakavavy, kanefa tsy hikororohana na hanadiovana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:11 amin'ny teny manodidina.