Jeremia 4:19 MG1865

19 Endrey ny kiboko! Endrey izany kiboko! Manaintaina aho; Endrey! mila ho triatra izany ny foko! Mitoloko ny foko, ka tsy mahay mangina aho; Fa ny feon'anjomara sy ny akoran'ady dia renao, ry fanahiko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:19 amin'ny teny manodidina.