Jeremia 4:20 MG1865

20 Fandravana mifanontona no ambara, rava ny tany rehetra; Rava tampoka ny laiko, eny, rava indray mipi-maso monja ny ambain-daiko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:20 amin'ny teny manodidina.