Jeremia 41:1 MG1865

1 Ary tamin'ny volana fahafito dia tonga tany amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, tao Mizpa Isimaela, zanak'i Netania, zanak'i Elisama, taranaky ny mpanjaka, sy ny mpanapaky ny mpanjaka; ary nisy folo lahy niaraka taminy; ary niara-nihinan-kanina tao Mizpa izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:1 amin'ny teny manodidina.