Jeremia 41:2 MG1865

2 Dia nitsangana Isimaela, zanak'i Netania, sy ireo olona folo lahy niaraka taminy ka namely sabatra an'i Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, dia nahafaty ilay efa nataon'ny mpanjakan'i Babylona ho mpanapaka ny tany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:2 amin'ny teny manodidina.