Jeremia 41:13 MG1865

13 Ary ny olona rehetra izay tao amin'Isimaela, nony nahita an'i Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:13 amin'ny teny manodidina.