Jeremia 41:14 MG1865

14 Ary ny olona rehetra izay nentin'Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an'i Johanana, zanak'i Karea.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:14 amin'ny teny manodidina.