Jeremia 41:8 MG1865

8 Fa nisy folo lahy tamin'ireo nanao tamin'Isimaela hoe: Aza vonoina izahay; fa manan-tahiry any an-tsaha izahay, dia vary tritika sy vary hordea sy diloilo ary tantely. Ka dia nijanona izy, fa tsy namono ireo tahaka ny efa nataony tamin'ny namany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:8 amin'ny teny manodidina.